Teny iditra embona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana
Mitovy hevitra: hanina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   sigh [Winterton: Rakibolana]
Famaritana frantsay   regret
¶ soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu [Abinal 1888]
Ohatra  
1Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 48]
2Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [Ravelomanana: Lalana, takila 64]
3Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [Andriamalala: Taolambalo, takila 66]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra embona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] flotter [David 1952 (takila E)]
Sampanteny  

Teny iditra Embona
Sokajin-teny   anarana (lohatenin-tononkalo)
Famaritana malagasy   jereo Razafindrafidy: Embona
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/20