Teny iditra emonemona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoetra amin' ny toerana avo noho ny hafa ary somary mihataka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Situation élevée du cavalier ou de l’individu porté en filanjana [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra emonemona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Murmure. Voir monomonona [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31