Teny iditra empo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany [Rajemisa 1985]
 tsonika [SLP 1986]
Famaritana frantsay fusion [SLP 1986]
Sampanteny 

2017/06/11