Teny iditra empoina (empo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo: Empoina ny metaly vao azo tefena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : empoina, empoiko, empoinao, empoiny, empointsika, empoinay, empoinareo, empoin', empoin-, empoim-, empoi-
Ny lasa : nempoina, nempoiko, nempoinao, nempoiny, nempointsika, nempoinay, nempoinareo, nempoin', nempoin-, nempoim-, nempoi-
Ny hoavy : hempoina, hempoiko, hempoinao, hempoiny, hempointsika, hempoinay, hempoinareo, hempoin', hempoin-, hempoim-, hempoi-
Filaza mandidy : empoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05