Teny iditra emponempona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etỳ ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana, fahasasarana,.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Essouflement, palpitations [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31