Teny iditra endakendaka (endaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1ary mijinja vary manify, ka endakendaka no isarahana. [2.588]
2Ka noho izao endakendaka sy an-keriny nifanaovana izao, dia ity tetik' ady ity no narahiny. [2.587]
Haiendriteny 
Tsotra : endakendaka, endakendako, endakendakao, endakendany, endakendatsika, endakendakay, endakendakareo, endakendak', endakenda-, endakendaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13