Teny iditra endasina (endy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana anglisy to be fried [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on fait frire [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qu'on rôtit, qu'on grille, qu'on torréfie [Abinal 1888]
Endriteny 
endasina
endasiko
endasinao
endasiny
endasintsika
endasinay
endasinareo
endasin'
endasin-
endasim-
endasi-
nendasina
nendasiko
nendasinao
nendasiny
nendasintsika
nendasinay
nendasinareo
nendasin'
nendasin-
nendasim-
nendasi-
hendasina
hendasiko
hendasinao
hendasiny
hendasintsika
hendasinay
hendasinareo
hendasin'
hendasin-
hendasim-
hendasi-
endaso
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 107]
2Lasa izahay ankizy mankeny Ambohbary mianika rotra, manintsana voangory be avy teny amin' ny sampana izay entina endasina hihinanam-bary. [Ravelomanana: Lalana, takila 14]

2017/06/11