Teny iditra endre
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza fahatairana: Endre! inona itỳ hitan' ny masoko!
¶ nahadisoam-panantenana: Endre! tsy nampoiziko izy no hahavita izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an exclamation of surprise or disapproval [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ah ! tiens ! (surprise, déception) [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23