Teny iditra endrikendrika (endrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif diminutif [1.3]

Teny iditra endrikendrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
Mitovy hevitra: hoso-dratsy ~ hoso-potaka ~ tombotomboka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Slander, insinuation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calomnie [1.3, 1.8]
 Fausse accusation [1.3]
 Insinuation [1.8]
Ohatra Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31