Teny iditra endry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona mitovy amin' ny fanindry (Buteo brachypterus) [1.1]
Anarana siantifika Buteo brachypterus
Voambolana 

Teny iditra endry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanala] Reny: Endriben' Ambaniandro ka ny lany koa ñ'lanina (reniben' Ambaniandro ka ny lany no lanina) [1.78]
  [Bara] Reny, neny, ramatoa: Akory hanao endry? [1.78]
  [Taisaka, Tanosy] Reny [1.78]
  [Bara, Taisaka] Reny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Mère [1.82]
  [Tankarana] Mère, maman. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21