Teny iditra endy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Anything fried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Friture, grillade [1.3, 1.8]
 Rôti, torréfaction [1.3]
Ohatra Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21