Teny iditra engade
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Endrey! tsy menatra (teny fanakoran' ny ankizy ny namany izay manao zavatra mahamenatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (plus usité qu'angade) exclamation poussée par les enfants en agitant la main vers leur compagnon qui s'est permis une incongruité: c'est lui le vilain! [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31