Teny iditra enina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy six [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay six [Abinal 1888 takila 126, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Fanazavàna iraisam-pirenena 6 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
enina
enin'
enin-
enim-
eni-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 15]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [Andriamalala: Ranomasina, takila 45]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [SeFaFi , takila 2006/08/25]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [FOFAFIPE: Haivola, takila 10]
Lahatsoratra 

Teny iditra enina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay qui a sa part, pourvu, participant [Abinal 1888 takila 126]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[Fox: Hainteny, laharana 249]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31