Teny iditra enjika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fuite, poursuite, persécution [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany! [Andriamalala: Vohitry, takila 53]

2017/06/11