Teny iditra |
eo
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao) ¶ Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | here (in sight) [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | ici (visible) [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|