Teny iditra eoropeanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: européen.
Mpanahaka  Eopa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31