Teny iditra | eran' akotry | |
Singan-teny | erana ; akotry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kely bitika, variraiventy: Aza manantena inona amin' ny fananako ialahy, ry Bema, tsy hahita eran' akotry ialahy akory [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |