Teny iditra eranky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray eranky na hoe voantondro iray [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra anky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31