Teny iditra erika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Orana madinika sy manify nefa mahalena r [...]
¶ Laviana, roram-piso, amanim-boalavo [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   drizzling rain [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   pluie fine, crachin [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Nijojo ihany ny erika. [Andriamalala: Taolambalo, takila 144]
2Fa nikija ihany ny erika. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 129]
3Midona kanefa tsy fahavaratra, fa erika kely no re mifafy. [Razafindrafidy: Embona]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra erika
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Dikanteny anglisy   an expletive, used as follows: Ataovy erika (Do it again, continue) ~ Avia erika (Come now) ~ Sahaza erika (quite enough) Tiako erika izy (I love him still) [Provincial] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15