Teny iditra erina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15