Teny iditra erinerina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza ny toerana mora tazana eny ankavoana
¶ Fipetraka na fihaminkamina eo amin' ny toerana avo sy talaky maso [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay visibilité, évidence [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra erinerina (erina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888 takila 129]

2017/06/15