Teny iditra eritreritra (eritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1]
 Menimeny, hetsika ny saina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Thought, meditation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13]
 Pensée, conscience [1.13]
Ohatra 
1Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
2Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
3Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : eritreritra, eritreritro, eritreritrao, eritreriny, eritreritsika, eritreritray, eritreritrareo, eritreritr', eritreri-, eritreritry
Sampanteny 
Tovy hevitra eritra
Kamban-teny 
Lohateny Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20