Teny iditra erokatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manondro mafimafy kokoa noho ny eroa, na dia mitovy tsara aza ny hevitra lazainy avy: Erokatra no toa mangatsiatsiaka fa andeha eny no hipetraka [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31