Teny iditra erona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitezerana, fandrahonana
Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A growl, a roar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action de gronder, de rugir, de réprimander [1.3]
 Grondement, rugissement [1.8]
Ohatra ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [2.285]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra erona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Hendry [1.78]

Teny iditra erona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31