Teny iditra eskomonie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. excommunion] Teny enti-milaza ny katolika noroahin' ny Eglizy noho ny heloka bevava vitany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: excommunion.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31