Teny iditra esona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fofon' aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan' ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Respiration bruyante durant le sommeil
Fig. action de faire bonne chère [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31