Teny iditra | esorina (esotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be removed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on enlève, qu'on ôte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny esorina io | ||||||||
Fivaditsoratra | anesory, esorina, Renisoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |