Teny iditra espaniola
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola
Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: espagnol.
Mpanahaka  Espaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31