Teny iditra esy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray: Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31