Teny iditra etaketaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina
Mitovy hevitra: edinedina ~ sitisity ~ tikintikina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fierté , arrogance, ostentation, parade [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/06/15