Teny iditra ete
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Tsy misy toerana intsony, tsy misy elanelana, tery [1.78]

Teny iditra été
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Fahavaratra [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20