Teny iditra |
eto
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | ici [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
|
| dans l'endroit où on se trouve [Abinal 1888]
|
| là [Rajaonarimanana 1995]
|
Sampanteny |
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|