Teny iditra etoana (eto)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31