Teny iditra etony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza sy manondro ny toerana misy ny tena na eny akaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ici, là [1.3]

Teny iditra etôny
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Ambadika ao [1.78]

Teny iditra etony (etona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana etonana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra etony (etona)
Sokajin-teny anarana etona sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31