Teny iditra etra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fehikibo [Rajemisa 1985]
Ohatra   Ny etra dia fampoehana nampiasain' ny mpibaby zaza hanondrotana ny zaza ao am-babena. [Randriamamonjy: Tantara, takila 175]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15