Teny iditra etrana (etra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana fehikibo: Etrao ny pataloan' io zaza io fa miborotsoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
etrana
etrako
etranao
etrany
etrantsika
etranay
etranareo
etran'
etran-
etram-
etra-
netrana
netrako
netranao
netrany
netrantsika
netranay
netranareo
netran'
netran-
netram-
netra-
hetrana
hetrako
hetranao
hetrany
hetrantsika
hetranay
hetranareo
hetran'
hetran-
hetram-
hetra-
etrao

2010/05/14