Teny iditra etry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Humbled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on abaisse, qu'on humilie [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra etry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva
Fanivaivana, fanazimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra etry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Faille [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : etry, etrin', etrin-, etrim-
Mpanahaka  fay ~ tresaka

Teny iditra etry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Lambahoany, kitamby, salaka [1.78]
  [Taisaka, Tanala] Fehinkibo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Ceinture [1.82]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : etry, etriko, etrinao, etriny, etrintsika, etrinay, etrinareo, etrin', etrin-, etrim-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31