Teny iditra etsaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   lena tanteraka amin' ny rano na ranonora [...]
¶ boboka, ampoka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   imbibé, saturé d'eau [Abinal 1888]
Ohatra  
1Etsaky ny orana ny tambohonay vao natsangana ka nirodana [Rajemisa 1985]
2Etsaky ny ranonorana ny ampiantany ka nietsaka (Le mur en terre a été imbibé de pluie et s’est éboulé) [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra etsaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   tofoka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   afa-po tanteraka: Etsaka ny faniriako [...]
¶ boboka, ampoka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sufficient, enough. Used primarily of that which quenches thirst, and then of anything which is sufficient or enough [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   satisfait, comblé [Abinal 1888]
Ohatra  
1Etsaka hatramin ’ ny volondohako aho (Je suis imbibé jusqu’aux cheveux de ma tête = Je suis très satisfait [Abinal 1888]
2Etsaka ny faniriako (Mes voeux sont comblés [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra etsaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famelezana tsy mihambahamba sady an-kise [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   coups, action de battre [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   etsaketsaka

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/26