Teny iditra etsetra
Sokajin-teny mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy and so forth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay et cetera [Hallanger 1974]
Anarana siantifika et cetera
Tsipelina hafa 
Fitovian-keviteny sy ny sisa
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2018/12/16