Teny iditra etsy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Here close by (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3]
 Ici bien près, visible [1.8]
Ohatra 
1Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296]
2Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639]
3Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : etsy
Ny lasa : tetsy
Ny hoavy : ho etsy
Sampanteny 
Tovy hevitra etsiakatra ~ etsiana ~ etsikatra ~ etsikitra
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21