Teny iditra etsy ange (etsy, ange)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy come here; listen [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay écoute un peu, viens ici [Abinal 1888]
 viens ici [Hallanger 1974]
Ohatra Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [Rajaonarivelo: Bina]

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/24