Teny iditra etsy sy ery (etsy, ery)
Sokajin-teny fomba fiteny
Ohatra 
1mandeha miadana etsy sy ery [Rajemisa: Fiteny 3]
2Niparitaka etsy sy ery, nifindrafindra, homan-bilona, ny omby [Profita: Ranary]

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/24