Teny iditra evanjelista
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay évangéliste [1.3]
Ohatra 
1Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649]
2Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270]
3Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: évangéliste (un).
Mpanahaka  evanjelisitra ~ evanjelistra

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01