Teny iditra eveka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bishop [1.7]
Fanazavàna teny frantsay évêque [1.8]
Ny fihaviany Frantsay: évêque.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31