Teny iditra evina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahan-drivotra eo amin' ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa piti-drora koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sneeze [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éternuement [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31