Teny iditra evohana (evoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be given a steam bath or inhalation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait prendre un bain de vapeur [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : evohana, evohako, evohanao, evohany, evohantsika, evohanay, evohanareo, evohan', evohan-, evoham-, evoha-
Ny lasa : nevohana, nevohako, nevohanao, nevohany, nevohantsika, nevohanay, nevohanareo, nevohan', nevohan-, nevoham-, nevoha-
Ny hoavy : hevohana, hevohako, hevohanao, hevohany, hevohantsika, hevohanay, hevohanareo, hevohan', hevohan-, hevoham-, hevoha-
Filaza mandidy : evohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20