Teny iditra evoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fakana hafanana amin'ny fofon-drano mangotraka
¶ dinitra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Ravin-javatra notenehina na nodorana ka [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a steam bath or inhalation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bain de vapeur [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/29