Teny iditra ezahina (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka
Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be done with energy and determination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait avec ardeur [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ezahina, ezahiko, ezahinao, ezahiny, ezahintsika, ezahinay, ezahinareo, ezahin', ezahin-, ezahim-, ezahi-
Ny lasa : nezahina, nezahiko, nezahinao, nezahiny, nezahintsika, nezahinay, nezahinareo, nezahin', nezahin-, nezahim-, nezahi-
Ny hoavy : hezahina, hezahiko, hezahinao, hezahiny, hezahintsika, hezahinay, hezahinareo, hezahin', hezahin-, hezahim-, hezahi-
Filaza mandidy : ezaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20