Teny iditra ezaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A serious effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Course [1.3, 1.5]
 Tension [1.3, 1.5]
 Ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte [1.3]
 Effort [1.8, 1.5]
 Entrain [1.8]
Ohatra 
1Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3]
2Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472]
3Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24