Teny iditra ezinezina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza toerana avo; zava-mianjera mampihovotrovotra; asa na teny mahatalanjona eo imason' ny olona maro [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   tout ce qui est grand, collossal, comme un palais, un arbre géant [Abinal 1888]

Teny iditra ezinezina
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   bruit, son retentissant et prolongé, explosion bruyante [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/03